Home » Aigle d’Or » Manifesto
Manifesto
Nous sommes vrais
Tels ces sourires qui ont bercé notre enfance
Nous sommes forts
Comme nos ancêtres qui nous ont façonnés
Nous sommes uniques
À l’image de cette terre rouge qui nous a vus grandir tous ensemble
Nous sommes, chacun, des esprits libres
Aussi vaste que ces grands espaces qui ont vu naître nos espoirs communs
Ensemble, marchons avec fierté
Ensemble, donnons vie à nos rêves
Déployons nos ailes
Aigle d’Or. Miaraka amiko isan’andro.
Aigle d’Or. Avec moi tous les jours.
Izahay dia tena marina
Tahaka ireo tsiky nandrotsirotsy ny fahazazantsika
Izahay dia matanjaka
Tahaka ireo razambe nanabe antsika
Izahay dia miavaka
Tahaka ity tany mena izay niaraha-nitombo ity
Isika tsirairay dia manana fahafahana malalaka
Tahaka ireo tany malalaka niteraka ny fanantenana iombonantsika
Andeha isika hiaraka hamindra am-pireharehana
Andeha isika hiaraka hanome aina ny nofintsika
Aelezo ny elatra
Aigle d’Or. Miaraka amiko isan’andro.
Aigle d’Or. Avec moi tous les jours.