Home » Aigle d’Or » Ny vehivavy sy lehilahy manodidina anay
Ny vehivavy sy lehilahy manodidina anay
Nous nous engageons à
Ny tetikasanay
mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny vehivavy sy ny lehilahy manodidina anay
Aigle d’Or Académie
Fandaharan’asa fiofanana hanamafisana ny fahaiza-manao ara-barotra sy ny fitantanana.
223 ny olona voaofana tamin’ny 2022 sy 2023
260 tamin’ny 2024
Kolontsaina HSST – Aleo Miaro Aloha
Fanamafisana ny kolontsaina Fiarovana eo amin’ny Asa amin’ny alalan’ny fanavaozana ny politika HSST, ny fametrahana fotodrafitrasa ho an’ny fahasalaman’ny mpiasa sy ny fiarovana azy ireo, ary koa ny fametrahana ekipa HSE.
-46% : ny tahan’ny loza tamin’ny 2024 raha oharina tamin’ny 2023
-95% : ny fitrangan’ny loza tamin’ny 2024 raha oharina tamin’ny 2023
-91% : ny fihenan’ny loza nahatonga fitsaharana miasa tamin’ny 2024 raha oharina tamin’ny 2023