Nisafidy vokatra tsara indrindra ho anao Aigle d’Or mba hahatonga ny kiraro hoditrao hijanona ho toy ny vaovao hatrany. Misy eny amin’ny fivarotana ny crème sy borosy manokana ho an’ny hoditra.
Ny kitapo sy trousses bi-matières Aigle d’Or dia miova araka izay ilainao. Ho any an-tsekoly na hiasa, izy ireo no ho mpiara-dia tsara indrindra hiatrehana ny fanamby isan’andro.
Hanitra voankazo, hazo, voninkazo na exotique. Tongava hijery ireo hanitra 3 an’ireo ranomanitra atolotray ho an’ny lehilahy, vehivavy ary unisexe, any amin’ny magazay.
Simplicité affirmée. Légères, confortables et stylées, les tongs 100% cuir d’Aigle d’Or vous accompagnent avec aisance, peu importe où vous allez, à n’importe quel moment de la journée.