Kalitaon’ny vokatra sy ny tolotra

Nous nous engageons à contribuer activement au développement de l’économie malgache.

Ny kalitaon’ny tolotra fitsinjaràna omen’i BOOST dia miankina amin’ny tambazotra mafy orina miaraka amin’ny mpiara-miombon’antoka ahitana mpamongady miisa 1 000 sy mpivarotra antsinjarany 10 000 . Manome antoka izahay amin’ny merchandising mahomby, fitantanana tsara ny rojo mangatsiaka ary fanarahana tanteraka ny lalan’ny vokatra, sady mampiofana hatrany ny ekipanay amin’ny fomba tsara indrindra eo amin’ny sehatry ny varotra, ny lozistika ary ny famatsiana.

Ny tetikasanay

mamolavola tolotra tsara kalitao eto an-toerana