Mahatsapa ny fiantraikan’ny asa fitaterana amin’ny tontolo iainana izahay, ka nametraka tetik’asa vaovao hanamaivanana ny fampiasana angovo sy hanohanana fitsinjaràna manaja kokoa ny tontolo iainana.
Ny tetikasanay
mitandro ho faran’izay kely ny fiantraikan’ny asa ataonay eo amin’ny tontolo iainana.
Fampihenana ny famoahana CO²
Amin’ny fitaterana ny vokatra mora simba, amin’ny alalan’ ny fampiasana vahaolana vaovao tsy mandany solika be loatra
Mihena 15% ny famoahana CO² , izany hoe 60 taonina