Ato amin’i BOOST, mino izahay fa ny fivoaran’ny orinasa dia mifamatotra amin’ny fivoaran’ny mpiara-miasa. Izany no antony nanombohanay ny BOOST Académie, fandaharan’asa fanofanana natao hanamafisana sy hanitarana ny fahaizan’ny ekipanay. Manatanteraka hetsika sosialy ihany koa izahay eto Madagasikara ho an’ny mpanjifa iraisam-pirenena.
Chez BOOST, nous croyons que le développement de notre entreprise passe par celui de nos collaborateurs. C’est dans cette optique que nous avons lancé la BOOST Académie, un programme de formation dédié à la montée en compétences de nos équipes. Nous organisons également pour nos clients internationaux des actions sociales à Madagascar.
Ny tetikasanay
Hetsika ho an’ny fiaraha-monina miaraka amin’i Jumbo
Fitsinjaràna sakafo atoandro sy kojakoja an-dakozia ho an’ny ankohonana tratran’ny rivodoza nifanesy teto Antananarivo sy Moramanga tamin’ny taona 2022.
7 000 ny olona nisitraka azy
BOOST Académie
Sampana fampiofanana momba ny teknikan’ny varotra
97 ny mpiasa voaofana tamin’ny 2022
160 tamin’ny 2023
490 tamin’ny 2024