“Ny vokatra manome hafaliana antsika dia toy ny tsio-drivotra mahafinaritra eo amin’ny androntsika, mitondra antsika hiala amin’ny andavanandro anatin’ny fotoana fohy.”
Sébastien Joho, Tale JB
JB dia manolo-tena hanatsara ny fiainan’ny Malagasy, amin’ny famoronana fotoana feno hafaliana.
Ny teny fanambinay, Aina vao isan’andro, dia maneho ny toky omenay : manome fahafinaretana sy sakafo mahasalama mba ananan’ny olona rehetra fiainana tsara kokoa isan’andro.