Ny vehivavy sy ny lehilahy manodidina anay

Ato amin’i JB, ny maha-olona no fototry ny paikadinay. Manolo-tena izahay hanisy fiantraikany tsara amin’ny fiaraha-monina, manomboka amin’ny mpiasa sy ny fianakaviany, hatrany amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy ny vahoaka manodidina.

Ny tetikasanay

mamolavola vokatra sy tolotra tsara kalitao eto an-toerana ​