Siligaoma

Mr BOOM, fiainana amin’ny endriny mahafinaritra indrindra !​
Ilay siligaona feno hatsikana sy filalaovana ary mipoapoaka amin’ny hafaliana. Malaza amin’ny tsirony voankazo sy amin’izy malefaka. ​
Ny ankizy dia tena tia azy ary mifaninana amin’ny fanaovana ny bulles lehibe indrindra, manintona ny lehibe ihany koa anefa izy.​

Te hivarotra ny vokatray ve ianao ?