SALTO, ilay marika tsakitsaky masira mampiala voly sy manome hafaliana. Noforonina ho an’ireo manana toe-tsaina malalaka sy sahy maneho tena, ankizy na tanora. Ny teny fanevany hoe « Za SALTO de zay », dia mankalaza ny maha-izy azy isika. Tsy tsakitsaky mahafinaritra fotsiny izy io, fa toe-tsaina iray. Fanasàna hivoaka amin’ny mahazatra, haneho ny tena ary hankafy ireo fotoana miavaka.
Vous souhaitez vendre nos produits ?