Vatomamy​

PECTO, dia vatomamy nentim-paharazana izay tafiditra tanteraka ao amin’ny lova ara-kolontsaina Malagasy. Miavaka amin’ny fitambaran’ny menthe sy eucalyptus, izay manome tsiro hafa mihintsy. Ity vatomamy “mahagaga” ity dia manafana rehefa mangatsiaka ary mampangatsiatsiaka rehefa mafana.

JOK, ilay vatomamy mitondra tsiro miavaka, malaza amin’ny tsirony voankazo tena manitra. JOK dia manasa antsika hanandrana tsiro manaitra sy miavaka hatrany, manomboka amin’ny tsiron’ny zava-pisotro manala hetaheta ka hatramin’ny traikefa mamy feno fahafinaretana.​ Inona no mampitovy ny vokatray rehetra ? Ilay tsiro manaitra ny lela sy manome hery.​

Eny ! Izany rehefa miaraka amin’i JOK !

TUTI no manome loko ny fiainana !​

Ilay vatomamy maro loko sy mahafinaritra ho an’ny ankizy ! Noho ireo traikefa mahafinaritra sy mamy isan-karazany, dia ahazoana fifaliana ny vatomamy tsirairay.

Te hivarotra ny vokatray ve ianao ?