Group-1117.png

L’environnement

Fiantraikan’ny asananay amin’ny tontolo iainana voafehy
Satria Madagasikara dia manana natiora manankarena tsy manam-paharoa, izay tianay harovana, dia mandray andraikitra mampihena ny fiantraikan’ny asa ataonay amin’ny tontolo iainana, amin’ny ambaratonga rehetra amin’ny rojom-pamokarana izahay. Miaraka amin’ireo mpanjifanay.

Ny tetikasanay

mitandro ho faran’izay kely ny fiantraikan’ny asa ataonay eo amin’ny tontolo iainana.