Group-1117.png

Ny sehatra artichaut vaovao anay

Ambolena amin’ny toerana avo ny artichauts ato amin’i Lecofruit, ao anatina tontolo hivoaran’ny voany sy hitomboany tsara.

Ny artichauts dia ambolena ao amin’ny toeram-pambolenay manokana, izay miantoka ny fanaraha-maso tanteraka sy ny fifehezana hentitra amin’ny dingana rehetra amin’ny famokarana.

Manomboka amin’ny fanangonana ka hatramin’ny fanesorana ny raviny, dia amboarina tsara amin’ny tanana ny artichaut tsirairay mba hanesorana ny fibres sy hitazomana ny halefahany.

Noho ny fomba fiasa manaja ny zavamaniry sy ny tany niaviany, dia manolotra artichauts manana tsiro nentim-paharazana sy malefaka izahay.

Group-1117.png

Notre nouvelle filière artichaut

Chez Lecofruit, nous cultivons nos artichauts en haute altitude, dans des conditions idéales pour une fructification naturelle et un développement optimal.
Nos artichauts sont exclusivement cultivés sur nos fermes intégrées, garantissant une traçabilité totale et un contrôle rigoureux de chaque étape de production.