Ny vehivavy sy lehilahy manodidina anay

Miezaka izahay ato amin’i Lecofruit manome tontolo iasana tsara indrindra ho an’ny vehivavy sy lehilahy manodidina anay, mba hahafahan’ny mpiasa tsirairay sy ny mpiara-miombon’antoka tsirairay mivoatra amin’ny asany isan’andro.

Miezaka mifanaraka amin’ny iraka sy tanjon’ny orinasa izahay, ho tombontsoan’ny fiarahamonina eto an-toerana izay misy anay, mba hanatsarana ny fomba fiainan’izy ireo.

Ny tetikasanay

ho fampandrosoana ny mpiara-miombon’antoka aminay