Vokatra tsara kalitao avy amin’ny sehatr’asa voarindra eto an-toerana

Manam-pahaizana momba ny legioma izahay ato amin’i Lecofruit hatramin’ny taona 1989. Satria zava-dehibe aminay ny fanolorana vokatra tsara kalitao ho an’ny mpanjifa, dia nanangana tambazotra fiaraha-miasa miaraka amin’ireo tantsaha mpiara-miasa eny amin’ny faritra ampovoan-tanin’ny Madagasikara sy any amin’ireo toeram-pambolenay manokana izahay. Miainga amin’ny famafazana, mandalo amin’ny fanodinana, hatramin’ny fanaterana, dia voafehin’ny ekipanay tsara ny dingana rehetra amin’ny rojon’ny famokarana.

Ny tetikasanay

mampivelatra ny sehatr’asa voarindra eto an-toerana