Eto amin’i SOCOLAIT, ny kalitao no fototra iorenan’ny asa rehetra. Manome toky izahay fa manome vokatra azo antoka, matsiro ary manaraka ny fenitra ambony indrindra.
Tanterahina amim-pitandremana ny dingana rehetra amin’ny famokarana : miainga amin’ny fifantenana ny akora fototra, hatramin’ny fitsinjarana ny vokatra eny an-tsena.
Ny tetikasanay
mamolavola vokatra sy tolotra tsara kalitao eto an-toerana
Contrôles, analyses et tests de conformité de chaque lot de lait et de matières premières tout au long du processus de fabrication, pour assurer un produit fini irréprochable.
100% du lait et des matières premières sont contrôlés.
Certification HACCP
Norme internationale garantissant la sécurité alimentaire avec audits annuels
Depuis 2020
Engagement aux côtés des producteurs laitiers malgaches pour améliorer la qualité du lait et augmenter les rendements grâce à un réseau d’experts, pour accompagner les éleveurs dans les bonnes pratiques agricoles et vétérinaires
3 000 éleveurs de vaches
Fanaraha-maso ny ronono sy ireo akora fototra
Fanaovana fanadihadiana sy fitsirihina amin’ny dingana rehetra amin’ny famokarana.
100% amin’ny ronono sy ny akora fototra no voara-maso.
Sehatry ny ronono Malagasy
Fiaraha-miasa amin’ny tantsaha mpiompy hanatsarana ny kalitaon’ny ronono sy hampitomboana ny vokatra, amin’ny alalan’ny fanohanana ara-teknika sy ara-pahasalamana
4 000 ny isan’ireo mpiompy omby vavy
Fanamarinana HACCP
Fenitra iraisam-pirenena miantoka ny fahadiovan’ny sakafo, miaraka amin’ny fanaraha-maso isan-taona nanomboka tamin’ny 2020.