Ny tontolo iainana

Ny fiovan’ny toetr’andro dia iray amin’ireo antony lehibe mampihena ny fiarovana ara-tsakafo : mahatonga fihenan’ny vokatra sy ny kalitaon’ny fambolena izany. Noho izany, manolo-tena izahay hampihena ny fiantraikan’ny asanay amin’ny tontolo iainana.

Ny tetikasanay

mitandro ho faran’izay kely ny fiantraikan’ny asa ataonay eo amin’ny tontolo iainana