Mampivoatra haingana

Tanjonay ny mampifanakaiky kokoa ireo marika zarainay amin’ny mpanjifa malagasy, amin’ny alalan’ny rafitra fitsinjarana moderina sy mahomby ary mivelatra kokoa.

Nofidian’ireo marika eto an-toerana sy iraisam-pirenena manokana izahay mba hizara ny vokatr’izy ireo : eny amin’ireo mpamongady sy mpaninjara, ireo tsena lehibe sy salantsalany, ireo tobin-tsolika… 

Manana fahaiza-manao amin’ny lafiny lojistika izahay, mpivarotra maro be efa za-draharaha ary teknika fivarotana matihanina.

Ireo marika tsinjarainay