Ny manao asa vaovao, ny miova toerana iasàna na ny mifindra orinasa ato anatin’i BASAN no antoka tsara indrindra hivelaranao amina tontolo vaovao, no sady mitazona ny asanao sy mampitombo ny taona hiasànao !