Ny asanay sy ireo marika vokarinay

Miasa eo amin’ny sehatry ny fambolena, ny indostria ary ny fitsinjarana izahay.

Na amin’ny legioma, hoditra, ronono na ireo akora ampiasaina amin’ny fanamboarana biscuits sy sakafo fitsaboana, dia manolo-tena izahay hanome lanja ny fahaiza-manao avy eto an-toerana ary hampiroborobo seha-pihariana maharitra. Mitovy hatrany ny fepetra takiana eo amin’ny fambolena, ny fiompiana sy eo amin’ ny fanodinana ireo akora eny amin’ny ozinina sy ny fitsinjarana azy.

NY ASANAY

Ny rafitra tokana ampiasainay dia miantoka vokatra tsara sy manara-penitra ho an’ny mpanjifa.

Agriculture

Filière légumes 

Filière cuir

Filière Lait

Nouvelles filière agricoles

Industrie

Conserves de légumes

Chaussures
Maroquinerie
Textile
Produits ultra-frais
Produits laitiers secs
Nutrition infantile

Goûters sucrés
Snackings salés
Confiserie

Aliments
thérapeutiques

Distribution

BtoB
en Europe

Boutiques en propre

Réseau traditionnel sec et frais
Modern trade
Représentation de marques

IREO MARIKA VOKARINAY

Nandritra ny 75 taona mahery dia mandray anjara amin’ny fanatsarana ny fiainan’ny Malagasy ny marika vokarinay eto Madagasikara.

Tsakitsaky mamy

IREO LEGIOMA VOKARINAY

Ireo legioma amidinay any Eropa dia vokarina eto Madagasikara.

Ny haricots verts, asperges, cornichons ary artichauts vokarina eto Madagasikara, avy amin’ny fambolena nentim-paharazana sy ara-drariny na fambolena biolojika , dia tafiditra ao anatin’ny sakafo isan’andron’ireo mpanjifa Eoropeana an-tapitrisany maro amin’ny alàlan’ny marika nasionaly sy marika mpaninjara. Mpiara-miasa 25 mahery no mahatoky anay.

Ny mpiara-miombon’antoka aminay rehetra dia manaraka ny fenitra iraisam-pirenena momba ny fahasalamana, ny kalitao ary ny fiarovana.

 

IREO SAKAFO FITSABOANA VOKARINAY

Ireo sakafo fitsaboana vokarinay, izay aparitaka eto Madagasikara sy any ivelany amin’ny alalan’ireo fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana, dia mandray anjara amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo.