Fantaro ny kolontsain’ny orinasa

Voir tous les témoignages

Mahery

Mpandrindra ny Fampiofanana Asa

Torohevitra ho an’ireo te hivoatra ato amin’ny BASAN : mandray andraikitra, mikatsaka ny tsara indrindra hatrany,mahay mifandray akaiky amin’ny mpiara-miasa, mahay miaina amin’ny toe-draharaha mety miova, ary tia mianatra tsy tapaka.