Home » Ny vehivavy sy ny lehilahy manodidina antsika
Manolo-tena hiantraika amin’ny fiaraha-monina manodidina anay izahay.
Ny hetsika ataontsika
handray anjara amin’ny fampandrosoana ny vehivavy sy ny lehilahy manodidina antsika
SOCOTSIKY
programme de distribution de produits SOCOLAIT pour promouvoir la nutrition des enfants défavorisés du Vakinankaratra
BOOST ACADÉMIE
filière de formation aux techniques de vente
SOCOTSIKY
programme de distribution de produits SOCOLAIT pour promouvoir la nutrition des enfants défavorisés du Vakinankaratra
Industrie Académie
Fandaharan’asa hanomezana fiofanana ireo teknisianina mba hampitomboana ny fahaiza-manaony
32 ny isan’ireo teknisianina niofana tamin’ny taona 2024
Fiaraha-miasa amin’ny fikambanana
Fanomezana vokatra ho an’ireo fikambanana mpanao asa soa toy ny : Lions Club Antananarivo Analamanga sy ny fikambanana les Enfants an’i Nicolas Barré
157 ny isan’ireo fanomezana nomena fikambanana tamin’ny 2024
Family Day
Andro iray isan-taona iarahan’ny mpiasa sy ny fianakaviany mifaly
Tanterahina isan-taona nanomboka tamin’ny 2021.
Fanofanana ireo mpanangona ronono
Fanofanana momba ny fiarovana ara-tsakafo
160 no voaofana tamin’ny 2024
Socomiray
Rafi-pitantanana mifototra amin’ny fankasitrahana, famporisihana ary fanohanana ny fivoaran’ny tsirairay
12 mpiasa efa voaofana tamin’ny 2024
Tanjona 2025 : 100% n’ny mpiasa no voaofana
Socotsiky : manome tsiky ho an’ny ankizy
Fiaraha-miasa amin’ireo fikambanana sy trano fitaizana : fanomezana vokatra maimaimpoana mba hananan’ny mpikambana ho avy tsara kokoa
5 ny isan’ireo fikambanana
850 ny isan’ireo ankizy nahazo tombontsoa
Hetsika ho an’ny fiaraha-monina miaraka amin’i Jumbo
Fitsinjaràna sakafo atoandro sy kojakoja an-dakozia ho an’ny ankohonana tratran’ny rivodoza nifanesy teto Antananarivo sy Moramanga tamin’ny taona 2022.
7 000 ny olona nisitraka azy
BOOST Académie
Sampana fampiofanana momba ny teknikan’ny varotra
97 ny mpiasa voaofana tamin’ny 2022
160 tamin’ny 2023
490 tamin’ny 2024
Fiaraha-miasa
Hatramin’ny 2022, fiaraha-miasa amin’ny ONG Bii ho fanomezana legioma ho an’ireo fikambanana manao asa soa.
Fanangonam-boky ho an’ny tranomboky ao anatin’ny fandaharan’asa ANKIZY GENERATION.
13 600 kg ny sakafo voavonjy tamin’ny 2023
16 500 ny ankizy nahazo tombontsoa
1 190 ny boky voaangona tamin’ny 2024
Fanarenana ny lalana any ambanivohitra
Isan-taona, mandray anjara ara-bola amin’ny tetikasa sosialy toy ny fanarenana ny lalana any ambanivohitra na ny fanomezana rano fisotro madio.
600 km ny lalana namboarina sy voakarakara
Fifandraisana maharitra amin’ireo mpamokatra mpiara-miasa aminay
Fifandraisana akaiky sy fifanarahana mandritra ny taona maromaro, miaraka amin’ny famatsiam-bola mialoha ahazoana fitaovana sy ny fahafantarana mialoha ny vidin’entana.
83% ny fifanarahana no nohavaozina tamin’ny 2023
Tontolo azo antoka eo amin’ny asa
Sakafo, efitrano fampinonoana zaza, asa sosialy…
Famoronana asa maharitra ho an’ireo marefo indrindra.
516 000 sakafo natolotra
Efitrano fampinonoana zaza iray isaky ny toerana
-1% ny tahan’ny loza am-perinasa
Fandraisana anjara amin’ny fanabeazana ny ankizy
Misy fandaharan’asa maro, anisan’izany ireo 3 iombonana amin’ny vondrona BASAN : ANKIZY GENERATION, BOURSE D’EXCELLENCE, GRADUATE PROGRAM, izay manampy ny ankizy avy amin’ireo fiaraha-monina manodidina ny toeram-piasanay hianatra amin’ny toerana tsara kokoa.
Sekoly ambaratonga voalohany 5 nohavaozina
Fampivoarana ny fahaiza-manao
Fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpiara-miasa aminay mba hanohanana ny asa ataon’ny orinasa, hitazonana ny fahaiza-miasa, hanamafisana ny fahafahan’ny mpiara-miasa mihetsika, ary hanitatra ny vinavinan’ny ho avy.
15 000 ora ny fiofanana vita tamin’ny 2023
35 fandraisana mpiasa maharitra
6 100 ny olona efa nahazo fiofanana hatramin’ny 2019
Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo eo amin’ny ankizy : antom-pisianay
Io no antom-pisian’ny orinasa sy ireo mpiara-miasa rehetra miara-miady aminay.
1 500 000 ny ankizy efa nahazo tombontsoa nanomboka ny taona 2009.
Industrie Académie
Manana andraikitra hampivelatra ny ekipan’ny fikojakojana amin’ny fanomezana azy ireo fitaovana sy fahaiza-manao vaovao.
32 teknisiana no efa voaofana nanomboka tamin’ny 2023
Aigle d’Or Académie
Fandaharan’asa fiofanana hanamafisana ny fahaiza-manao ara-barotra sy ny fitantanana.
223 ny olona voaofana tamin’ny 2022 sy 2023
260 tamin’ny 2024
Kolontsaina HSST – Aleo Miaro Aloha
Fanamafisana ny kolontsaina Fiarovana eo amin’ny Asa amin’ny alalan’ny fanavaozana ny politika HSST, ny fametrahana fotodrafitrasa ho an’ny fahasalaman’ny mpiasa sy ny fiarovana azy ireo, ary koa ny fametrahana ekipa HSE.
-46% : ny tahan’ny loza tamin’ny 2024 raha oharina tamin’ny 2023
-95% : ny fitrangan’ny loza tamin’ny 2024 raha oharina tamin’ny 2023
-91% : ny fihenan’ny loza nahatonga fitsaharana miasa tamin’ny 2024 raha oharina tamin’ny 2023