Mahavariana ny lalana nodiavin’i Nahary :
- 2012 : Niditra tato amin’i BASAN ho Chef Secteur tao Toamasina ary voafidy ho mpiara-miasa nahay indrindra tao amin’ny faritra Atsinanana.
- 2013-2014 : Voatendry ho Chef de Région ho an’ny faritra Andrefana sy Sofia.
- 2015 : Niakatra ho Chef de Zone tao Antananarivo.
- 2016-2018 : Lasa Chef de Zone ho an’ny faritra Atsimo.
- 2019-2020 : Lasa Manager de Zone ho an’ny faritra Diana, Sava, ary Atsinanana.
- 2021-2022 : Nitarika ny BOOST Académie, izay sampana fampiofanana hanohanana ny vina stratejikan’i BOOST, sampana mpaninjara an’ny BASAN.
- 2023 : Voatendry ho Mpitantana ny Varotra Sec.