Home » Ny tontolo iainana
Manolo-tena izahay amin’ny fiarovana ny planetantsika.
Manolo-tena tanteraka amin’ny fiarovana ny tontolo iainana izahay, amin’ny alalan’ny fanodinana ny fako amin’ny fomba madio sy ny fampihenana ny famokarana azy, amin’ny fitsitsiana ny rano sy ny angovo amin’ny alalan’ny tetikasa mahomby, ny fampiasana angovo avy amin’ny masoandro, ary ny biomasse. Mandray anjara amin’ny fanarenana ny harena voajanahary izahay amin’ny alalan’ny ady amin’ny fiovan’ny toetrandro, ny fambolen-kazo sy ny fanaovana zezika avy amin’ny fako.
Ny tetikasanay mitandro ho faran’izay kely ny fiantraikan’ny asa ataonay eo amin’ny tontolo iainana
SOLAIRE JB
couverture de 20% des besoins en électricité de l’usine d’Amboditsiry grâce à l’énergie solaire
LECOTREE
initiative de reboisement avec nos producteurs de légumes partenaires
LECOTREE
Tetik’asa fambolen-kazo miaraka amin’ireo mpamokatra legioma miara-miasa aminay.
78% ny tahan’ny fahaveloman’ny hazo voavoly
213,746 ny hazo nambolen’i LECOFRUIT tamin’ny 2023
SOLAIRE JB
Ny ozinina ao Amboditsiry dia miasa amin’ny ampahany amin’ny alalan’ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro.
Takelaka 1023 napetraka
20% amin’ny filàn’ny ozinina no voavatsy