Izaho sy Farilac,
Tantara feno fitiavana hatramin’ny nianarako namindra.
Tantara mamy sy feno zava-baovao, fitiavana ary fahafinaretana.
Tantara tsy voafafan’ny taona,
Sady feno hafaliana, ilay tamin’ny fahazazana.
Ankehitriny mbola eo i Farilac,
Miaraka amiko amin-kafaliana sy fitiavana
Mikarakara ny fitomboan’ireo zanako.
Akora voafantina tsara,
Kalitao tsy miova,
Sy sakafo manankarena ho an’ny filàn’ny zaza kely.
Satria ny sakafo tsara no fototra,
ho an’ ny fahasalamana sy ny fivelaran’ny ankizy.
Farilac, namako voalohany, ho an’ny fiainana manontolo.
Ny kobanay
Efa ho 40 taona mahery izao no nanehoan’ny Farilac ny fahaiza-manao tena izy, miaraka amin’ny tsiro tsy manam-paharoa tena nankafizin’ny taranaka maro nifandimby.
Novolavolaina manokana hanampy ny ankizy hitombo, ny kobam-bary vazaha Farilac dia sakafo feno sy matsiro, ary manome fahafinaretana ho an’ny fianakaviana manontolo
Ny Yaourt
Ny biscuit