Ny vehivavy sy ny lehilahy manodidina anay

Group-991.png
Ny olombelona no manan-danja indrindra ato amin’i SOCOLAIT. Mino izahay fa ny fahasalamana sy ny fivoaran’ny mpiara-miasa, ny fiaraha-miasa amin’ny vondrom-piarahamonina manodidina anay ary ny fanohanana ireo mpiara-miombon’antoka no antoky ny fahombiazana maharitra.

Ny tetikasanay

 

mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny vehivavy sy ny lehilahy manodidina anay