Ronono mandry mamy voalohany sy koba ho an’ny zaza CERELAC (marika Nestlé).
Fananganana ny ozinina fanamboarana fromazy.
Namidy teto Madagasikara ny yaourts SOCOLAIT voalohany .
Fiandohan’ny fiaraha-miasa tamin’ireo ivon-toerana mpanangona ronono.
Fifanarahana teo amin’i BASAN sy ny vondrona frantsay ANDROS : Vondrona iraisam-pirenena lehibe mpanodina voankazo sy ronono (mamokatra ny marika Mamie Nova).
Fividianana ny marika YAMA.